Fahano ny Mpilalaonao (Malagas

1 þ.+
Niðurhal
Efnisflokkun
PEGI 3
Skjámynd
Skjámynd
Skjámynd
Skjámynd
Skjámynd
Skjámynd
Skjámynd

Um þennan leik

Fahano ny mpilalaonao dia mampianatra ny akizikelinao ny fototry ny famakian-teny. Manangona ireny atodim-biby ireny ary omena sakafo taratasy izy ireny mba hahafahany mitombo ka ho lasa namana vaovao!

INONA NY FAHANO NY MPILALAONAO?
Mampiasa tekinika ‘milalao mba hianarana’ efa voasedra ny Fahano ny Mpilalaonao izay mampandray anjara sy manampy ny akizy amin’ny fianarana famakina teny. Tian’ny ankizy ny mianatra ny fototry ny famakiana teny no sady manangona sy mikarakara biby mandritra izany fotoana izany.

MAIMAIMPOANA NY FAKANA AZY, TSY MISY DOKAM-BAROTRA, TSY MISY HOE TSY MAINTSY VIDINA AO ANATIN’NY APP!
Maimaimpoana 100% ny zavatra rehetra ao, novokarin’ny fianarana mamaly teny sy manoratra tsy miankina Curious Learning, CET, sy ny Apps Factory.

KASINGA AO ANATIN’NY KILALAO IZAY NATAO AMPIROBOROBO NY FAHAIZANAO MAMAKY TENY:
• Piozila miaraka amin’ny feony mahafinaritra sy mampandray anjara
• Kilalao mifototra amin’ny fikarohana taratasy izay manampy amin’ny famakian-teny sy ny fanoratana
• Kilalao mampitadidy voambolana
• Misy ny fahasarotany “raha ny feom-peony” isan-ambaratongany
• Tatitra ny fivoarana hvaða amin’ny ray aman-dreny
• Afaka misy mpampiasa maro izay samy afaka hita ny fivoaran’ny tsirairay ao.
• Biby mahafinaritra afaka angonina sy ampivoarana
• Natao mba ampiroborobo ny fahaiza manao ara-piarahamonina sy ara-pietseham-po
• Tsy misy zavatra mila vidina ao anatin’ny app
• Tsy misy dokam-barotra
• Tsy mila aterineto

NOVOLAVOLAIN’IREO MANAM-PAHAIZANA MANOKANA HO AN’NY ZANAKAO.
Mifototra amin’ny fikarohana sy ny traikefa efa an-taonan’ny maro tao anatin’ny siansan’ny famakian-teny sy ny fanoratana ity kilalao ity. Tafiditra ao anatin'izany ireo fahaizana manao manan-danja amin'ny lafiny hay soratra, anisan'izany ny Fahaiza miheno ny lantom-peo, ny Fahafantarana ny taratasy, ny Feom-peony, ny Voambolana ary ny Famakian-teny hhafah maso mba 'ny ankizy manana fototra mafy tsara amin'ny famakian-teny. Miorina manodidina ny foto-kevitra hoe mikarakara karazam-biby, izany dia natao amporisihana ny hatsaram-panahy, fikirizana, sy fivoarana ara-tsosialy sy ara-pihetseham-po ho an’ny ankizy.

IZA IZAHAY?
Fahano ny Mpilalaonao dia novatsihan’ny Ministeran’ny raharaham-bahiny Nôrveziana tafiditra ao anatin’ny fifaninanana EduApp4Syria. Ny app orijinaly amin’ny teny arabo dia novolavolaina niaraka tamin’ny fiaraha miasa teo amin’ny Apps Factory, CET - Miðstöð menntatækni, sy IRC - Alþjóðabjörgunarnefndin.

Fahano ny Mpilalaonao dia nataon’ny Forvitinn nám dika teny tamin’ny teny angilisy, izy dia fikambanana tsy miankina manana tanjona ny ampiroborobo ny fafahafan’ny tsirairay mahazo zavatra mahaomby amin’ny fahaizana mamakra teny syanor Izahay dia fikambanana mpikaroka, mpamolavola, sy mpampianatra izay manana tanjona ny hanome fampianarana mamaky teny sy manoratra ny ankizy n'aiza n'aiza amin'ny fitenin-dreniny izay mifototra amin'ny porofonga sy ny data - ny Mpilalaonao ho tafiditra ao amin'ny 100+ izany manana fiatraikany avo be amin'ny fiteny manerana ny tany.

-----

Feed The Monster kennir börnum grundvallaratriðin í lestri á malagasísku. Safnaðu skrímslieggjum og gefðu þeim bréf svo þeir geti vaxið að nýjum vinum!

HVAÐ ER FÆÐA MONSTERINN?
Feed The Monster notar sannaða „leik til að læra“ tækni til að taka þátt í krökkum og hjálpa þeim að læra að lesa. Börn hafa gaman af því að safna og rækta gæludýraskrímsli meðan þau læra grundvallaratriði í lestri.

ÓKEYPIS TIL AÐ SÆKJA, ENGAR AUGLÝSINGAR, EKKI Í UPPKÖPUM!
Allt innihald er 100% ókeypis, búið til af læsi góðgerðasamtökum Curious Learning, CET og Apps Factory.

LEIKUR EIGINLEIKAR FYRIR AÐ STYÐJA LESTURFÆRNI:
• Skemmtilegir og grípandi hljóðrænir þrautir
• Leikir til að rekja bréf til hjálpar við lestur og skrift
• Minnisleikir orðaforða
• Krefjandi „aðeins hljóð“ stig
• Framvinduskýrsla foreldra
• Innskráning fyrir marga notendur fyrir framfarir einstakra notenda.
• Safnað, þróanleg og skemmtileg skrímsli
Uppfært
27. apr. 2021

Gagnaöryggi

Öryggi hefst með skilningi á því hvernig þróunaraðilar safna og deila gögnunum þínum. Persónuvernd gagna og öryggisráðstafanir geta verið breytilegar miðað við notkun, svæði og aldur notandans. Þetta eru upplýsingar frá þróunaraðilanum og viðkomandi kann að uppfæra þær með tímanum.
Þetta forrit kann að deila þessum gagnagerðum með þriðju aðilum.
Staðsetning, Forritavirkni og Forritsupplýsingar og afköst
Þetta forrit kann að safna þessum gagnagerðum
Staðsetning, Forritavirkni og Forritsupplýsingar og afköst
Gögn eru dulkóðuð í flutningum
Þú getur beðið um að gögnum sé eytt
Skuldbinding til að fylgja fjölskyldureglum Play