Fahano ny Mpilalaonao (Malagas

1k+
Nedlastinger
Egnethet
PEGI 3
Skjermbilde
Skjermbilde
Skjermbilde
Skjermbilde
Skjermbilde
Skjermbilde
Skjermbilde

Om dette spillet

Fahano ny mpilalaonao dia mampianatra ny akizikelinao ny fototry ny famakian-teny. Manangona ireny atodim-biby ireny ary omena sakafo taratasy izy ireny mba hahafahany mitombo ka ho lasa namana vaovao!

INONA NY FAHANO NY MPILALAONAO?
Mampiasa tekinika ‘milalao mba hianarana’ efa voasedra ny Fahano ny Mpilalaonao izay mampandray anjara sy manampy ny akizy amin’ny fianarana famakina teny. Tian’ny ankizy ny mianatra ny fototry ny famakiana teny no sady manangona sy mikarakara biby mandritra izany fotoana izany.

MAIMAIMPOANA NY FAKANA AZY, TSY MISY DOKAM-BAROTRA, TSY MISY HOE TSY MAINTSY VIDINA AO ANATIN’NY APP!
Maimaimpoana 100% ny zavatra rehetra ao, novokarin’ny fianarana mamaly teny sy manoratra tsy miankina Curious Learning, CET, sy ny Apps Factory.

KASINGA AO ANATIN’NY KILALAO IZAY NATAO AMPIROBOROBO NY FAHAIZANAO MAMAKY TENY:
• Piozila miaraka amin’ny feony mahafinaritra sy mampandray anjara
• Kilalao mifototra amin’ny fikarohana taratasy izay manampy amin’ny famakian-teny sy ny fanoratana
• Kilalao mampitadidy voambolana
• Misy ny fahasarotany “raha ny feom-peony” isan-ambaratongany
• Tatitra ny fivoarana any amin’ny ray aman-dreny
• Afaka misy mpampiasa maro izay samy afaka hita ny fivoaran’ny tsirairay ao.
• Biby mahafinaritra afaka angonina sy ampivoarana
• Natao mba ampiroborobo ny fahaiza manao ara-piarahamonina sy ara-pietseham-po
• Tsy misy zavatra mila vidina ao anatin’ny app
• Tsy misy dokam-barotra
• Tsy mila aterineto

NOVOLAVOLAIN’IREO MANAM-PAHAIZANA MANOKANA HO AN’NY ZANAKAO.
Mifototra amin’ny fikarohana sy ny traikefa efa an-taonan’ny maro tao anatin’ny siansan’ny famakian-teny sy ny fanoratana ity kilalao ity. Tafiditra ao anatin'izany ireo fahaizana manao manan-danja amin'ny lafiny hay soratra, anisan'izany ny Fahaiza miheno ny lantom-peo, ny Fahafantarana ny taratasy, ny Feom-peony, ny Voambolana ary ny Famakian-teny hitaah mo 'ny ankizy manana fototra mafy tsara amin'ny famakian-teny. Miorina manodidina ny foto-kevitra hoe mikarakara karazam-biby, izany dia natao amporisihana ny hatsaram-panahy, fikirizana, sy fivoarana ara-tsosialy sy ara-pihetseham-po ho an’ny ankizy.

IZA IZAHAY?
Fahano ny Mpilalaonao dia novatsihan’ny Ministeran’ny raharaham-bahiny Nôrveziana tafiditra ao anatin’ny fifaninanana EduApp4Syria. Ny app orijinaly amin’ny teny arabo dia novolavolaina niaraka tamin’ny fiaraha miasa teo amin’ny Apps Factory, CET - Center for Educational Technology, sy IRC - The International Rescue Committee.

Fahano ny Mpilalaonao dia nataon’ny Curious Learning dika teny tamin’ny teny angilisy, izy dia fikambanana tsy miankina manana tanjona ny ampiroborobo ny fafahafan’ny tsirairay mahazo zavatra mahaomby amin’ny fahaizana mamaky teny sy manor Izahay dia fikambanana mpikaroka, mpamolavola, sy mpampianatra izay manana tanjona ny hanome fampianarana mamaky teny sy manoratra ny ankizy n'aiza n'aiza amin'ny fitenin-dreniny izay mifototra amin'ny porofong mi ny data - ny Mpilalaonao ho tafiditra ao amin'ny 100+ izany manana fiatraikany avo be amin'ny fiteny manerana ny tany.

-----

Feed The Monster lærer barna det grunnleggende om å lese på malagassisk. Samle monsteregg og gi dem bokstaver slik at de kan vokse til nye venner!

HVA ER FODER MONSTEREN?
Feed The Monster bruker velprøvde 'lek å lære'-teknikker for å engasjere barn og hjelpe dem å lære å lese. Barn liker å samle og dyrke kjæledyrmonstre mens de lærer å lese grunnleggende.

GRATIS Å LADE NED, INGEN ANNONSER, INGEN I APP-KJØP!
Alt innholdet er 100% gratis, skapt av leseferdighet nonprofits Curious Learning, CET og Apps Factory.

SPILLFUNKSJONER FOR Å FREMME LESEFERDIGHETER:
• Morsomme og engasjerende lydoppgaver
• Brevsporingsspill for å hjelpe til med lesing og skriving
• Ordliste minnespill
• Utfordrende “bare lyd” nivåer
• Foreldres fremdriftsrapport
• Multi-brukere pålogging for individuell brukerframgang.
• Samlebare, utviklingsbare og morsomme monstre
Oppdatert
27. apr. 2021

Datasikkerhet

Sikkerhet starter med en forståelse av hvordan utviklere samler inn og deler dataene dine. Fremgangsmåtene for personvern og datasikkerhet kan variere basert på bruk, region og alder. Utvikleren har oppgitt denne informasjonen og kan oppdatere den over tid.
Denne appen kan dele disse datatypene med tredjeparter
Sted, Appaktivitet og Appinformasjon og -ytelse
Denne appen kan samle inn disse datatypene
Sted, Appaktivitet og Appinformasjon og -ytelse
Dataene krypteres ved overføring
Du kan be om at data slettes
Har forpliktet seg til å følge familieretningslinjene for Play