Ity Baiboly ity dia natao dikan-teny manakaiky ny fon’ny olona. Natao hanamora ny famakiana sy ny fandraisana ary ny fiainana ny tenin'Andriamanitra araka ireo fitenin’ny faritra samihafa. Mizara ny mana isan'andro ho anao. Misy drafitra hanampy sy hanamora ny famakianao ny Baiboly. Afaka mizara ny tenin'Andriamanitra miainga avy ao amin'ny Baiboly ity ianao. Afaka mizara sary misy tenin'Andriamanitra ianao. Afaka asongadina izay teny manamarika anao ary lasa manana fiandry pejy ianao. Azo zaraina ny "applikasjon."
Oppdatert
1. des. 2024
Bøker og referanser
Datasikkerhet
arrow_forward
Sikkerhet starter med en forståelse av hvordan utviklere samler inn og deler dataene dine. Fremgangsmåtene for personvern og datasikkerhet kan variere basert på bruk, region og alder. Utvikleren har oppgitt denne informasjonen og kan oppdatere den over tid.
Ingen data deles med tredjeparter
Finn ut mer om hvordan utviklere deklarerer deling
Ingen data samles inn
Finn ut mer om hvordan utviklere deklarerer innsamling
Se detaljer
Hva er nytt?
Ity no laharana volohany amin'ity Baiboly voadika amin'ny teny Betsileo ity. Testamenta Vaovao ihany no ao anatiny aloha amin'izao fa hivoaka tsy ho ela ny Baiboly iray manontolo. Ho hatsaraina mian-dalana sy hisy fanavaozana foana ihany koa.