1K+
次下載
內容分級
PEGI 3
螢幕截圖圖片
螢幕截圖圖片
螢幕截圖圖片
螢幕截圖圖片
螢幕截圖圖片
螢幕截圖圖片
螢幕截圖圖片
螢幕截圖圖片

關於此應用程式

Ity Baiboly ity dia natao dikan-teny manakaiky ny fon’ny olona。
Natao hanamora ny famakiana sy ny fandraisana ary ny fiainana ny tenin'Andriamanitra araka ireo fiten'ny faritra samihafa。
Mizara ny mana isan'andro ho anao。
Misy drafitra hanampy sy hanamora ny famakianao ny Baiboly。
Afaka mizara ny tenin'Andriamanitra miainga avy ao amin'ny Baiboly ity ianao。
Afaka mizara sary Misy tenin'Andriamanitra ianao。
Afaka asongadina izay teny manamarika anao ary lasa manana fiandry pejy ianao。
偶氮 zaraina 任何“應用”。
更新日期
2024年12月1日

資料安全

為確保安全,請先從瞭解開發人員如何收集與分享資料開始。資料私隱和安全程序可因使用情況、所在地區和年齡而異。此資料由開發人員提供,並可能會隨時間更新。
沒有與第三方分享資料
進一步瞭解開發人員聲明分享的方式
不會收集任何資料
進一步瞭解開發人員聲明收集的方式

新功能

Ity no laharana volohany amin'ity Baiboly voadika amin'ny teny Betsileo ity.
Testamenta Vaovao ihany no ao anatiny aloha amin'izao fa hivoaka tsy ho ela ny Baiboly iray manontolo.
Ho hatsaraina mian-dalana sy hisy fanavaozana foana ihany koa.