p.p1 {margin: 0.0px 0.0px 0.0px 0.0px; font: 12.0px 'Helvetica Neue'; color: #454545} span.s1 {text-decoration: underline ; color: #e4af0a}
Dag Heward-Mills dia mpanoratra boky maro, anisanтАЩ izany тАЬNy Fahatokiana sy ny FivadihanaтАЭ izay be mpividy indrindra. Izy no mpanangana ny fiangonana Lighthouse Chapel International izay miisa arivo mihoatra.
Dag Heward-Mills, mpitory filazantsara maneran-tany, dia manao ny asa fanompoana aminтАЩ ny Fitoriana Filazantsara an-kalamanjana Jesosy Manasitrana (Healing Jesus Crusades) ary kaonferansa maneran-tany. Mba hafantaranao bebe kokoa dia tsidiho ny www.daghewardmills.org